Teny iditra | 1 mamely rarangy |
Sokajin-teny | 2 kambanteny |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] mihazakazaka mitondra olona amin' ny filanjana (ny manao rarangy amin' ny mpilanja dia mitovy amin' ny manao faohany amin' ny miaramila |
Singan-teny | 4 mamely, rarangy |
Tovy hevitra | 5 manao rarangy, mikatroka rarangy |
Nohavaozina tamin' ny 2024/12/10 |
![]() |